| Entry | 1 tsinginina |
| Root | 2 tsingina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Raisina amin' ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy arina
9 Akana pitiny kely: Tsingino amin' ny tananao ny sira atao amin' ny laoka [1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|