|
|
|
|

Entry 1  tsimponina
Root  2 tsimpona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alaina tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin' ny tany
9 Fantenana ka alaina tairairay: Tsimpony ny teny rehetra miafara amin' ny "tra" amin' io an-dalan-tsoratra io [1.1]

Anagrams  10 mpisintona, tsimponina

Updated on 2026/04/20