| Entry | 1 tsimbinina |
| Root | 2 tsimbina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Karakaraina tsara, ahina fatratra: Notsimbininy ny asany ka nisondrotra haingana izy
9 Ampiana ary soavina: Tsimbino mandrakariva ny mahantra [1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|