|
|
|
|

Entry 1  tsikeraina
Root  2 tsikera
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka: Tsikerao ireo mololo ireo hizahana izay peratrao very izay
9 (hevitra) Savasavaina amin' ny lafiny rehetra: Notsikerainy ny hevitr' ilay ohabolana hoe: Vivỳ nanitrika ka bongo mason' ny nahiny
10 Tanisanisaina ny kileman' olona iray: Notsikerain-dRasoa tamin' ny manodidina ny toetran' ny vadiny [1.1]
Explanations in French  11 qu'on critique [1.5]
Examples  12  Azo tsikeraina ambony ihany ve izany? [2.298#147]
13  Koa ny teny sy ny hevitra fonosiny ihany sisa no tena azo tsikeraina eto. [2.606#93]

Anagrams  14 itsikerana, tsikeraina

Updated on 2026/02/26