|
|
|
|

Entry 1  tsiahivina
Root  2 tsiahy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany. [2.471#61]
8  tsiahivintsika ny zava-nisy. [4.27]
Synonyms  9 tsahina, tsahivina

Updated on 2026/04/22