|
|
|
|

Entry 1  tsatsoina
Root  2 tsatso
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony
9 Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny hevitro [1.1]

Updated on 2026/04/20