Entry | 1 tsatohana (tsatoka) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan' ny tokotany [1.1] 4 Asiana, anaovana (teny) hantitra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 tsatohana, tsotahana |
Updated on 2023/01/20 |