|
|
|
|

Entry 1  tsaraina
Root  2 tsara
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay
9 Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra [1.1]
Combinations  10  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsaraina

Anagrams  11 asitrana, 12 itsarana, 13 sanatria, tsaraina

Updated on 2026/04/20