| Entry | 1 tsakoina |
| Root | 2 tsako |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be chewed
[1.7] |
| Explanations in French |
10 qu'on mâche;
[1.8] |
| Examples |
11 Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava
[2.472]
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 anatsiko, 14 antsakio, 15 antsioka, 16 atsikano, 17 kotsaina, 18 takosina, 19 tsaikona, tsakoina |
| Updated on 2026/04/21 |
|