| Entry | 1 tsaingohina |
| Root | 2 tsaingoka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Kaikerina tombohina amin' ny vava, toy ny fanaon' ny akoho: Notsaingohin' ilay akoholahy ny lo han' ny saka dia nandositra izy
9 Alaina amin-kakingana, amim-pahamailahana: Notsaingohin' ny saha kely ilay hena tetsy ambony talantalana [1.1] |
| Anagrams | tsaingohina, 10 tsingaohina |
| Updated on 2026/02/04 |
|