|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tsaboina
Root  2 tsabo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io [1.1]
Explanations in English  9 to be nursed, to be given medical care [1.7]
Explanations in French  10 qu'on soigne [1.8]
Vocabulary  11  Health

Entry (2/2) 12  tsaboina
Root  13 tsabo
Part of speech  14  passive verb
Explanations in Malagasy  15 Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho [1.1]

Updated on 2026/04/20