|
|
|
|

Entry 1  tsabahina
Root  2 tsabaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy
9 Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona
10 Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra [1.1]

Updated on 2026/04/20