|
|
|
|

Entry (1/2) 1  trobaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [1.1]
Explanations in French  4 trou [1.13]

Entry (2/2) 5  trobaka
Part of speech  6  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  25 Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [1.1]
26 voaloaka [1.13]
Explanations in French  27 troué [1.13]

Anagrams  28 bokatra, 29 botraka, 30 kabotra, 31 traboka, trobaka

Updated on 2026/04/20