|
|
|
|

Entry 1  tomarataratra
Root  2 tarataratra
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  5 Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka [1.1]
Explanations in French  6 lucide, clair, brillant [1.3#718]
Examples  7  Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Other spellings  8 tomaratara

Updated on 2026/04/22