|
|
|
|

Entry 1  tomandavana
Root  2 tandavana
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  7 Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Irỳ tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mavamavana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina" (Ny Avana) [1.1]
Examples  8  ka misy haram-bato sady avo, no tomandavana; [2.59#]
9  Tany lemaka tomandavana hatrany Sambava ka hatrany Mananjary ny tany Betsimisaraka. [2.113#]
10  Avy amin' io no niavian' ny anaran' ilay havoana na tendrombohitra lehibe tomandavana any Antsakalava hoe "Bongolava. [2.643#]

Updated on 2026/04/20