|
|
|
|

Entry 1  tokana
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy
22 Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany
23 Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo [1.1]
Explanations in English  24 alone, single [1.7]
Explanations in French  25 seul, solitaire [1.8]
Examples  26  Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra. [2.324]
27  Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470#163]
28  Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [2.472#204]
Analogs  29  fotsiny, 30  honjohonjo, 31  irery, 32  singana
Combinations  33  85 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tokana
Proverbs  34  Proverbs containing that word

Anagrams  35 antoka, 36 kantao, 37 katona, 38 kotana, 39 takona, 40 tanako, tokana, 41 tonaka, tonàka

Updated on 2026/08/13