|
|
|
|

Entry 1  tetezina
Root  2 tety
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny
9 Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany [1.1]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tetezina
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21