|
|
|
|

Entry 1  tetehina
Root  2 tetika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Didiana madinika: Teteho ny hena fa maika harotsaka
9 Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany: Notetehin' ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahavalo
10 Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra [1.1]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 Tehenita, tetehina

Updated on 2026/04/21