|
|
|
|

Entry 1  terena
Root  2 tery
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy
9 Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho
10 Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany
11 (tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra [1.1]
Explanations in French  12 forcé [1.13]
Examples  13  Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe; [2.324]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word terena
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 etrena, terena

Updated on 2026/04/21