|
|
|
|

Entry (1/3)1  tendro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy
Explanations in English  4  [1.7] the tip, the top
Explanations in French  5  [1.8, 1.13] sommet
6  [1.8] bout
7  [1.196] [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre
Examples  8  [2.313#] eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany.
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word tendro

Entry (2/3)19  tendro
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna
(tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò
Compound words 

Entry (3/3)26  tendro
Part of speech  27  noun
Explanations in French  28  [1.196] [Betsileo] Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendromboatelo (Dubois).
Vocabulary  29  Botany

Anagrams  30  ndreto, tendro

Updated on 2025/03/30