|
|
|
|

Entry 1  tazonina
Root  2 tazona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady
9 Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra
10 Tazony ao an-tsainao izany anatra izany [1.1]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 antozina, tazonina, 13 tinazona

Updated on 2026/04/21