|
|
|
|

Entry 1  taria
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  13 [Sihanaka] resaka, teny [1.78]
14 Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [1.1]
Explanations in French  15 causerie interminable [1.54]
Examples  16  Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara: [2.470#47]
Analogs  17  angano, 18  anjabobo, 19  anoano, 20  arira, 21  fasitara, 22  habobo, 23  hag, 24  karijo, 25  tantara
Proverbs  26  Proverbs containing that word

Anagrams  27 tairà, 28 taray, taria

Updated on 2026/04/22