|
|
|
|

Entry 1  taratasy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  4 Zavatra amboarina amin' ny zavamaniry na voridamba izay atao koba dia tampisahana manify dia manify, ka ampiasaina hanoratana: Manify loatra ity taratasy ity ka tsy azo anoratana
5 Ravin-taratasy
6 Soratra ifandefasan' ny olona roa mba hifamangiana, hifampilazana vaovao na hifampiraharahana: Nandefa taratasy tany amin' / dadatoa aho mba hamangiako azy tamin' ny nahafatesan' ny zanany
7 Teny ilazana ankapobeny ny soratra rehetra Raina ho fanamarinana ny fananan-javatra na fahavitan-draharaha iray: Ento daholo ny taratasy rehetra momba ny aotomobilina. [1.1]
Explanations in English  8 paper; a letter (correspondence) [1.7]
Explanations in French  9 papier; lettre (de correspondance) [1.8]
Examples  10  Nakombony ny diariny, ka mbola nandray ny taratasy ihany izy hanoratra; [2.324]
11  olona manoratra sy mandrotsaka taratasy anaty vatakely no tsinjony. [2.470#166]
Combinations  12  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word taratasy

Updated on 2026/04/20