|
|
|
|

Entry 1  tapatapahina
Root  2 tapatapaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Dia tapatapahina ny tongotr' omby, dia atao amy ny vilany lehibe, dia tanehina atao be rano: [2.48#694]
8  tapatapahin' ny miaramila ny mofo diapina, haroniny tanana ny vary an-dovia, tsabahiny toy izany koa ny kafe na ranon' ampango. [2.472#220]

Updated on 2026/04/20