|
|
|
|

Entry 1  tantavanina
Root  2 tantavana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampandalovina amin' ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantavanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiovany ~ Tantavano amin' ny taratasy manify io ro be menaka io [1.1]
Explanations in English  9 to be strained; to be filtered [1.7]
Explanations in French  10 qu'on filtre [1.8]

Updated on 2026/04/20