|
|
|
|

Entry 1  tanora
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora
11 (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [1.1]
Explanations in English  12 young, immature; light in color; young people [1.7]
Explanations in French  13 jeune; de couleur claire; jeune gens [1.8]
Examples  14  Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany. [2.324]
15  Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470#118]
Combinations  16  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tanora
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 anotra, 19 atrano, 20 naotra, 21 noatra, 22 rotana, tanora, 23 tarona, 24 torana

Updated on 2026/04/21