| Entry | 1 tankina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
5 Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna
6 Lany: Tankina ny volantsika 7 Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko [1.1] |
| Examples |
8 ny oran-ko ritra ny oran-ko tankina tsy mba anjairan-tsarotro hialofana [2.131] |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 kintana, tankina |
| Updated on 2026/04/21 |
|