|
|
|
|

Entry 1  tandindona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  7 Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona
8 Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany
9 Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany [1.1]
Explanations in French  10 ombre portée, pénombre [1.13]
Vocabulary  11  Physics
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21