|
|
|
|

Entry 1  tamoraina
Root  2 tamora
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Vita moramora noho ny: Notamorain' ny famaky ny fikapana ny hazo
9 Atao moramora foana, tsy isahiranana, alaina na heverina ho mora: Tamorainao loatra ny fianaran' ny zanakao
10 Entina an-kamorana: Tamorainao ny mpianatrao
11 Ahem-bidy, aletsy: Raha tamoraina ny vidim-bary, ho maty antoka ny mpamboly [1.1]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tamoraina

Anagrams  13 amoritana, 14 marotaina, tamoraina

Updated on 2026/04/20