|
|
|
|

Entry 1  talelaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  5 Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka [1.1]
Explanations in French  6 peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3#656]
Examples  7  Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka. [2.643#]
Other spellings  8 talesaka

Updated on 2026/04/20