| Entry | 1 takofana |
| Root | 2 takotra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [Bara] takonana
[1.78] 9 Saronana amin' ny takotra: Takofy ny vilany fa sao latsahan' ny lalitra ny sakafo [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be covered with a lid.
[1.2] |
| Anagrams | 11 afantoka, takofana |
| Updated on 2026/02/04 |
|