Entry | 1 takina (taky) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava [1.1] 4 Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [1.1] |
Explanations in English |
5 To be demanded as something due [1.7] |
Explanations in French |
6 Qu'on exige de droit [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 antika, takina, tanika |
Updated on 2023/01/20 |