|
|
|
|

Entry 1  taingenana
Root  2 taingina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ipetrahana eo ambony: Aza taingenana io vato io fa mikodia
9 Omena amboniny: Notaingenako efajato avy hatrany ilay boky natao lavanty, ka tsy nisy nahateny ny olona [1.1]
Explanations in English  10 to be mounted or straddled [1.7]
Explanations in French  11 qu'on monte, sur quoi on monte à califourchon [1.8]
Examples  12  Tsy antontam-bozaka maina anefa eny an-dohany, tsy horompotsy avy norotana mivangongo eo akaikiny, -- fa ondrivavy iray vaventibe no ifandimbiasan' izy roalahy taingenana. [2.470#83]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21