| Entry | 1 tafiditra |
| Root | 2 iditra |
| Part of speech | 3 participle |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
5 Mamo: Tafiditra Rangahy iny izany ka mivembena izaitsizy
[1.1] |
| Explanations in English |
6 entered, gone in.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 engagé; inclus
[1.13] |
| Examples |
8 moa tafiditrao ny entana rehetra ? (avez-vous rentrés tous les paquets ?)
[1.107#59]
9 Bina no tafiditra mialoha tao an-trano. [2.499#106] |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|