|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tabataba
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [1.1]
Explanations in English  22 noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [1.2]
23 noise, racketder [1.7]
Explanations in French  24 bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [1.3]
25 bruit, tapage [1.8]
Examples  26  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
27  kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472#77]
Vocabulary  28  Sound

Entry (2/2) 29  tabataba
Part of speech  30  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  35 fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna
36 fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [1.1]
Explanations in English  37 political tumult [1.2]
38 political upheaval, civil disorder [1.7]
Explanations in French  39 trouble, désordre [1.3]
40 révolution, tumulte politique [1.3]
41 tumulte politique, rébellion [1.8]
Examples  42  Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472#207]
Vocabulary  43  Sound

Anagrams  44 batabata, tabataba

Updated on 2026/04/20