|
|
|
|

Entry (1/2) 1  sosoka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  15 Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy
16 Izay anampy ny efa misy
17 Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry [1.1]
Explanations in French  18 reprise [1.13]
19 [Tanala] (sens général : ce que l'on intercale ; le bois tendre servait à faire les couvre-joints) [1.196]
Examples  20  Novidina vaovao ihany daholo izany akanjonay rehetra izany, saingy ela mihitsy vao nisolo, ka zary efa feno sosoka sy tampitampina daholo. [2.472#10]
21  Ahoana no tsy hiresahina etoana ny Lalàmpanorenan' i Etazonia, izay tsy niova hatramin' ny nanoratana azy tamin' ny 1787 kanefa nohatevenina tamin' ny sosoka fito amby roapolo tao anatin' ny 220 taona? [4.27#]
Vocabulary  22  Economy: clothing
Combinations  23  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sosoka

Entry (2/2) 24  sosoka
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26 [Tanala] Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [1.196]
Vocabulary  27  Botany
Scientific name 

Updated on 2026/04/20