|
|
|
|

Entry 1  sorohina
Root  2 soroka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany
9 ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra [1.1]
Explanations in English  10 to be dodged to be cleared (of ground); to be removed [1.7]
Explanations in French  11 dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte [1.8]
Examples  12  sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany [2.470#113]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 sohirano, sorohina

Updated on 2026/04/21