|
|
|
|

Entry 1  soritana
Root  2 soritra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko
9 Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo
10 Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay [1.1]
Explanations in English  11 to be carved or engraved [1.7]
Explanations in French  12 qu'on trace, grave, sculpte [1.8]
Examples  13  soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany. [2.48#144]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word soritana

Anagrams  15 anatsiro, 16 anatsory, 17 asatrony, 18 asitrano, 19 atrosina, 20 isantaro, 21 itrosana, 22 itsorana, 23 rañaotsy, 24 ranitsoa, 25 sanatrio, 26 Sarônita, 27 sinaotra, soritana, 28 Tiranosa, 29 torin' asa, 30 trosaina

Updated on 2026/04/20