|
|
|
|

Entry 1  sorisory
Root  2 sory
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  13 Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1]
Explanations in English  14 vexation, annoyance [1.7]
Explanations in French  15 chagrin, vexation [1.8]
Examples  16  Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471#22]
17  Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#244]
Vocabulary  18  Emotions

Anagrams  19 risoriso, sorisory

Updated on 2026/04/20