|
|
|
|

Entry 1  soratana
Root  2 soratra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny
9 ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io
10 foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ? [1.1]
Explanations in French  11 qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint [1.3#632]
Examples  12  Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany. [2.472#153]

Anagrams  13 anatsora, 14 asantaro, 15 asatrona, soratana, 16 tsaroana

Updated on 2026/04/20