|
|
|
|

Entry 1  songona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  22 Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
23 Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [1.1]
Explanations in French  24 Action d'offrir plus qu’un autre dans un marché, enchère [1.3]
Combinations  25  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word songona

Updated on 2026/04/20