|
|
|
|

Entry 1  sondrovaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano
22 Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony
23 Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana
24 Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1]
Analogs  25  kofona

Updated on 2026/04/22