| Entry | 1 somotra |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
4 Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra
[1.1] |
| Explanations in French |
5 la barbe du menton
[1.3#627] 6 barbe de l'homme 7 pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196] |
| Examples |
8 Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao.
[2.245#]
9 Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356#] |
| Vocabulary | 10 Biology |
| Combinations | 11 10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word somotra |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Article | 13 Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2026/04/21 |
|