|
|
|
|

Entry 1  solontena
Elementary words  2 solo, 3 tena
Part of speech  4  noun
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Explanations in Malagasy  7 Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana [1.1]
Explanations in English  8 a delegate, a representative [1.7]
Explanations in French  9 représentant [1.8, 1.13]
10 délégué [1.8]
Examples  11  Iaombilahitsivahy no nitarika ny solontena nalefa. [2.508#472]
12  Tonga ilay solontena, i Dr Assad, ny volana desambra. [2.356#205]
13  Tsy mahazo miara-manatrika eo ny solontena tompon toerana sy mpisolo toerana. [2.114#78]

Updated on 2026/04/20