| Entry | 1 soloky |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
17 Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko
18 Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [1.1] |
| Explanations in English |
19 extortion, fraud
[1.7] |
| Explanations in French |
20 chantage, fraude
[1.8] |
| Examples |
21 Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany.
[2.470#135]
|
| Anagrams | 22 kolosy, soloky |
| Updated on 2026/04/20 |
|