| Entry (1/2) | 1 sola |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
23 Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
24 Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola 25 Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [1.1] |
| Explanations in English |
26 bald
[1.7] |
| Explanations in French |
27 chauve
[1.8] |
| Examples |
28 Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra.
[2.472#189]
|
| Combinations | 29 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sola |
| Proverbs | 30 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 31 sola |
| Part of speech | 32 adjective |
| Explanations in Malagasy |
33 [Tanosy] mirodana
[1.78] |
| Anagrams | 34 Salò, sola |
| Updated on 2026/04/21 |
|