|
|
|
|

Entry 1  sokoina
Root  2 soko
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Idirana an-tsokosoko: Nosokoin' ny fahavalo ny tanàna
9 Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany
10 Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe
11 Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin' ny divay i Noe ka mamo [1.1]
Explanations in French  12 qu'on fait, qu'on donne, qu'on prend, qu'on vole à la dérobée, en cachette; que le sommeil, que le rhum surprend: Nosokoin' ny fahavalo ny tananàna (Les ennemis sont entrés à la sourdine dans le village) ~ Nosokoiko ny fiasa ny tanimbariko (J'ai travaillé ma rizière à la dérobée) [1.3]
Analogs  13  sovohina
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sokoina

Updated on 2026/04/22