| Entry | 1 sokirina |
| Root | 2 sokitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Lavahana amin' ny fandraka: Nosokirina tamin' ny vato ny sarin' ilay nitolona ho an' ny tanindrazana
9 Alatsaka, raiketina: Tokony hosokirinao ao am-ponao izany teny izany 10 alaina amin' ny zavatra marani-doha: Sokiro kely irý paiso irý ho an-janako 11 Esorina, tsoahana: Sokiro ireto vomanga ireto 12 Alana: Nosokiriny ny loto tao anaty sofin-janany 13 Iangaviana fatratra: Nosokirina erý izy vao niteny [1.1] |
| Explanations in English |
14 to be engraved, to be carved
[1.7] |
| Explanations in French |
15 qu'on grave
[1.8] |
| Examples |
16 Rahefa nosokiriko naharitra ela teo izy, dia vaky ihany nony farany:
[2.471#62]
|
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 18 kisorina, 19 kosirina, sokirina |
| Updated on 2026/04/21 |
|