|
|
|
|

Entry 1  sivanina
Root  2 sivana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto
9 Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao [1.1]
Explanations in English  10 to be sieved, as sand [1.7]
Explanations in French  11 qu'on tamise [1.8]
Examples  12  sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola [2.471#54]

Anagrams  13 sinivana, sivanina

Updated on 2026/04/20