|
|
|
|

Entry 1  sisintany
Elementary words  2 sisina, 3 tany
Part of speech  4  noun
Derivatives 
Adverbs :
Explanations in Malagasy  6 faritra manasaraka fanjakana roa [1.13]
Explanations in French  7 les frontières d'un pays [1.3#611]
8 frontière [1.13]
Examples  9  fa firifiry moa izay ny sambo ny manampahefana miandraikitra ny sisintany akory? [4.27]
10  Ary dia nohazavainy fa arakaraka ny hanalavirana ny sisintany no ahitana ny tendrombohitra lavitra any ampovoan-tany any. [2.471#47]

Updated on 2026/04/20